|
|
|
|

Entry1  faravodilanitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro
Explanations in English  4  [1.2] (fara vodi-lanitra) The horizon
5  [1.7] the horizon
Explanations in French  6  [1.8] horizon
Examples  7  [2.499#] Any an-koatr' irý faravodilanitra iry!
8  [2.528#] Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama.
9  [2.357#] Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako!
Vocabulary  10  Geography: (in general)
Elementary words  11  fara, vody, lanitra

Updated on 2024/12/07