Entry (1/2) | 1 lanitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra |
Explanations in English |
4 [1.2] the sky [Mal. langit] 5 [1.7] the sky heaven |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] le ciel, le firmament 7 [1.3] la région éthérée |
Examples |
8 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. [2.529#] 9 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#] |
Vocabulary |
10 Astronomy 11 Religions, Beliefs |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 41 Proverbs containing the word lanitra |
Article |
42 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 43 lanitra |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in French |
45 [1.3] le souverain |
Anagrams | 46 laitran, lanitra |
Updated on 2023/05/19 |