Entry | 1 aloalon-tany aman-danitra |
Elementary words | 2 aloalo, tany, amana, lanitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) |
Updated on 2024/12/07 |