|
|
|
|

Entry1  ambanilanitra
Elementary words  2  ambany, lanitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [1.1]
Explanations in English  5  [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [1.2]
Titles 
Proverbs  7  Proverbs containing the word ambanilanitra

Updated on 2023/12/12