|
|
|
|

Entry (1/3)1  ambany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana
Explanations in English  4  [1.7] under
Explanations in French  5  [1.8] en bas, au dessous
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Antonyms  11  ambony
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry (2/3)64  ambany
Part of speech  65  preposition [Full list]
Explanations in English  66  [1.2, 1.7] down
67  [1.2] [root vany.] Under, beneath, below
Explanations in French  68  [1.8] sous, bas
Vocabulary  69  Space
Compound words 

Entry (3/3)71  ambany
Part of speech  72  noun
Explanations in Malagasy  73  [1.78] [Sihanaka] andrefana
Explanations in English  74  [1.2] [Provincial] The west
Vocabulary  75  Space

Anagrams  76 

Updated on 2025/01/21