Entry | 1 ambanina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza |
Explanations in English |
4 [1.2] (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. 5 [1.7] to be lightly spoken of; to be put down |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on abaisse, qu'on déprécie |
Examples |
7 [1.519#] raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy. |
Root | 8 ambany |
Morphology |
|
Anagrams | 13 ambanany, ambanina, ambinana, anambany, anambina, animbana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |