|
|
|
|

Entry (1/2)1  tambany
Root  2  ambany
Part of speech  3  adverb, past form [Full list]
Examples  4  Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996#]

Entry (2/2)5  tambany
Root  6  ambany
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany
Explanations in French  9  [1.5] littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte
Synonyms  10  tanindrana, tantsiraka

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21