Entry | 1 tantsiraka |
Root | 2 antsiraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.5] habitants de la côte |
Examples |
5 Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy. [2.471] 6 Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka. [2.5] |
Analogs | 7 tambany, tanindrana |
Titles |
8 Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe) 9 Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona) |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |