|
|
|
|

Entry1  tantsiraka
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.5] habitants de la côte
Examples  4  [2.471] Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy.
5  [2.5] Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka.
Root  6  antsiraka
Analogs  7  tambany, tanindrana
Titles  8  Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe)
9  Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)

Anagrams  10  natratsika, tantsiraka, tarantsika

Updated on 2025/01/21