Entry | antsiraka (tsiraka) | |||
Part of speech | adverb | |||
Explanations in Malagasy | [ an-tsiraka ] Amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1] | |||
Explanations in English | In the coastal regions [1.7] | |||
Explanations in French | Dans les régions côtières [1.8] | |||
Examples | Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
[2.5] | |||
Derivatives |
| |||
Updated on 2024/03/10 |