|
|
|
|

Entry1  antsiraka
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1][an-tsiraka] amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao
Explanations in English  4  [1.7] in the coastal regions
Explanations in French  5  [1.8] dans les régions côtières
Examples  6  [2.5#] Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
Root  7  tsiraka
Derivatives 
8  Names :

Anagrams  9  antsiraka, arantsika, katsarany, nasaritak, nasitraka

Updated on 2025/01/21