|
|
|
|

Entry1  maha-ambany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga sy fitaka izao [1.1]
Elementary words  4  maha~, ambany

Updated on 2023/01/01