|
|
|
|

Entry1  ambanivohitra
Elementary words  2  ambany, vohitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [1.1]
Explanations in English  5  The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [1.2]
6  the country; country people [1.7]
Explanations in French  7  la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [1.8]
Examples  8  Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
9  "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48]
10  Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472]
Vocabulary  11  Geography: (in general)
Antonyms  12  ambonivohitra
Titles  13  Antananarivo sy Ambanivohitra (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Proverbs  14  Proverbs containing the word ambanivohitra

Updated on 2023/06/14