Entry (1/2) | 1 ambonivohitra |
Elementary words | 2 ambony, vohitra |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy |
5 Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany 6 Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra 7 Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro [1.1] |
Explanations in English |
8 The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra [1.2] |
Explanations in French |
9 citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale [1.3#30] |
Examples |
10 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48] 11 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
Entry (2/2) | 12 ambonivohitra |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in English |
14 the dead not yet buried [1.2] |
Explanations in French |
15 se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture [1.3#30] |
Updated on 2023/06/14 |