Entry | 1 ambanivolo |
Elementary words | 2 ambany, volo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ambanivohitra [Betsimisaraka]
[1.78] 5 ambanivohitra (na tanana na ambanivohitra fotsiny izao). Toerana lavitra ny renivohitra [Tanala] [1.78] 6 enti-milaza ny ambanivohitra ho an' ny tany amoron-tsiraka [1.1] |
Explanations in English |
7 Same as ambaniravinkazo. [1.2] 8 the country, esp. near the forest [1.7] |
Explanations in French |
9 banlieue; la campagne, surtout près de la forêt [1.8] 10 (de ambany = en dessous, et volo = nom des bambous et des hautes Graminées). Nom donné aux régions rurales, aux campagnes, par les gens des villes (voir volo). [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
11 Geography: (in general) |
Updated on 2023/05/23 |