Entry | 1 ambanivolo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
ambanivohitra 4 [1.78] [Tanala] ambanivohitra (na tanana na ambanivohitra fotsiny izao). Toerana lavitra ny renivohitra 5 [1.1] enti-milaza ny ambanivohitra ho an' ny tany amoron-tsiraka |
Explanations in English |
6 [1.2] Same as ambaniravinkazo. 7 [1.7] the country, esp. near the forest |
Explanations in French |
8 [1.8] banlieue; la campagne, surtout près de la forêt 9 [1.196] (de ambany = en dessous, et volo = nom des bambous et des hautes Graminées). Nom donné aux régions rurales, aux campagnes, par les gens des villes (voir volo). [Merina] |
Vocabulary |
10 Geography: (in general) |
Elementary words | 11 ambany, volo |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |