|
|
|
|

Entry (1/5)1  volo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry aza: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka
4  Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo [1.1]
Explanations in English  5  hair
6  feathers
7  moss [1.7]
Explanations in French  8  cheveux, poil
9  plume
10  mousse [1.8]
11  Chez les animaux et l'homme : poils ou plumes, cheveux, etc.
12  Chez les plantes : poils et duvets des feuilles et des tiges.
13  Les mousses et autres petites plantes arboricoles sont elles-mêmes assimilées à des poils sous le nom de volon-kazo [1.196]
Examples  14  Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472]
15  randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  48  Proverbs containing the word volo
Article  49  Randzavola: volo ao amin' ny Baiboly

Entry (2/5)50  volo
Part of speech  51  noun
Explanations in Malagasy  52  Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy [1.1]
Explanations in English  53  color [1.7]
Explanations in French  54  couleur [1.8]
55  Couleur, teinte, aspect naturels ; les couleurs obtenues par teinture s'appellent au contraire : loko. [1.196]
Derivatives 
56  Active verbs :
Compound words 
Toponyms 
Tables and plates  62  The Colors
63  Cattle Coat Colors

Entry (3/5)64  volo
Part of speech  65  noun
Explanations in Malagasy  66  Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany! [1.1]
Explanations in French  67  Au sens figuré : préférence, attitude partiale. Exemple : mivolo zanaka : faire des discriminations entre ses enfants [1.196]

Entry (4/5)68  volo
Part of speech  69  noun
Explanations in Malagasy  70  Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato [1.1]
Explanations in English  71  bamboo [1.7]
Explanations in French  72  bambou [1.8, 1.13]
73  roseau [1.8]
74  Nom générique des bambous. L. A. Chapelier a relevé anciennement ce nom sur la côte Est pour un bambou autochtone, Ochlandra capitata (Kunth) E.G. Camus ( = Nastus capitatus Kunth) « c'est le bambou dont la tête retombe en panache » écrit-il. Mais ce nom s'applique également aux espèces introduites : Bambusa barbata Trin., Bambusa capitata Trin., Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees, (Poaceae). Ce nom est même étendu aux grandes Poaceae dont les chaumes dépassent souvent 2 m de haut. [1.196]
Vocabulary  75  Botany: grass
Analogs  76  volotsangana
Compound words 
Phytonyms 
Scientific name 
Illustrations 
88  89 

Entry (5/5)90  volo
Part of speech  91  noun
Explanations in French  92  [racine ancienne] action de préférer, de tirer, de sélectionner [1.196]

Anagrams  93  lovo, volo

Updated on 2024/10/30