Entry |
mivolo
(volo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1]
|
Explanations in English | To have the appearance of [1.7]
|
Explanations in French | Avoir l'apparence de [1.8]
|
Examples | mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mivolo |
Past : |
nivolo |
Future : |
hivolo |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mivolo
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Mihaingo taretra [1.78]
|
|