|
|
|
|

Entry1  may volon-tratra
Elementary words  2  may, volo, tratra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ
Synonyms  5  may volon' orona

Updated on 2024/12/10