Entry 1/5 |
may
(hay)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe [1.1]
|
Explanations in English | On fire [1.2, 1.7]
|
| Burning [1.2]
|
| Burnt [1.7]
|
Explanations in French | Brûlure Brûlé [1.3]
|
| Qui brûle [1.8]
|
Examples |
1 | May hoatry ny nodoran'afo ny fony.
[2.324]
|
2 | May ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
[1.3]
|
3 | May omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier)
[1.3]
|
4 | Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
[1.3]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry 2/5 |
may
(hay)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy [1.1]
|
Explanations in English | In a hurry, impatient [1.7]
|
Explanations in French | Pressé [1.3, 1.8]
|
Examples | May aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain)
[1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry 3/5 |
may
(hay)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala [1.1]
|
Explanations in French | Embarrassé [1.3, 1.8]
|
Examples | May aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade)
[1.3]
|
Derivatives |
|
Entry 4/5 |
may
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | Mety manao; mahazo manao; enga, anie [1.17]
|
|
Entry 5/5 |
May
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Volana fahadimy amin' ny taona [1.17]
|
|