|
|
|
|

Entry1  maim-bohon-dravina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny fotoana vao maraina, alohan' ny vaky masoandro, izay efa misy hafanana kely mahamaina ny vohon' ny ravina vao nisy ranonando
Vocabulary  4  Time
Elementary words  5  may, voho, ravina
Proverbs  6  Proverbs containing the word maim-bohon-dravina

Updated on 2024/12/07