Entry (1/2) | 1 voho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 lamosina [Tanala]
[1.78] 4 Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao 5 Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [1.1] 6 lamosina [1.13] |
Explanations in English |
7 the back, the back side [1.7] |
Explanations in French |
8 le dos; le revers [1.8] 9 dos [1.13] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 21 Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond) |
Proverbs | 22 Proverbs containing the word voho |
Entry (2/2) | 23 vôho |
Part of speech | 24 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
25 sady [Bara]
[1.78] 26 vao [Bara, Tanala] [1.78] |
Synonyms | 27 vô |
Anagrams | 28 vôho, voho |
Updated on 2024/08/15 |