Entry (1/2) | 1 ivoho |
Root | 2 voho |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato |
Explanations in English |
5 [1.7] behind, on the back side |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] par derrière 7 [1.8] derrière, au dos, au revers |
Examples |
8 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472] 9 fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895] 10 Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 28 ivoho |
Root | 29 voho |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in French |
31 [1.13] réciproque |
Vocabulary |
32 Mathematics: algebra |
Anagrams | 33 |
Updated on 2025/01/21 |