Entry (1/2) | 1 ivoho |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato |
Explanations in English |
4 [1.7] behind, on the back side |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] par derrière 6 [1.8] derrière, au dos, au revers |
Examples |
7 [2.472] Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. 8 [2.895] fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. 9 [2.895] Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; |
Root | 10 voho |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 28 ivoho |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 [1.13] réciproque |
Vocabulary |
31 Mathematics: algebra |
Root | 32 voho |
Anagrams | 33 ivoho, ovohy |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |