|
|
|
|

Entry1  tananivoho
Elementary words  2  tanana, ivoho
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Hairstyles
Explanations in Malagasy  5  Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1]
Examples  6  Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny [1.437#]
7  Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#]

Updated on 2023/06/27