Entry (1/3) | 1 tanana |
Root | 2 tana |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao 5 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita 6 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa 7 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1] |
Explanations in English |
8 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2] |
Explanations in French |
9 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word tanana |
Entry (2/3) | 17 tanana |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Biology 20 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
21 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1] 22 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) 23 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1] |
Explanations in English |
24 the hand 25 the forelegs of quadrupeds [1.7] |
Explanations in French |
26 la main, les mains [1.3, 1.8] 27 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8] 28 les manches des habits, etc. [1.3] 29 main, manche, rayon [1.5] 30 main [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
31 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472] 32 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 33 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Holonym |
|
Meronyms |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 79 Proverbs containing the word tanana |
Article |
80 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 82 tanàna |
Part of speech | 83 noun |
Vocabulary |
84 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy |
85 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1] |
Explanations in English |
86 a town, a city (written with the accent) [1.7] |
Explanations in French |
87 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8] 88 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
89 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131] 90 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 101 Proverbs containing the word tanàna |
Article |
102 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrams | 104 tanana, tanàna, tanana, tanàna |
Updated on 2024/10/30 |