|
|
|
|

Entry1  rantsan-tanana
Elementary words  2  rantsana, tanana
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Biology
Explanations in Malagasy  5  Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
6  ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1]
Explanations in English  7  the fingers [1.2, 1.7]
Explanations in French  8  les doigts [1.8]
9  doigt [1.13]
Examples  10  Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#]
11  voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#]
Compound words 
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 

Updated on 2024/10/30