Entry |
rantsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1]
|
Explanations in English | A branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2]
|
| A branch [1.7]
|
Explanations in French | Branche [1.8, 1.13]
|
| Branche d'un arbre [1.196]
|
Examples |
1 | fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
|
2 | Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany.
[2.895]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
Article |
|