|
|
|
|

Entry1  rantsankazo
Elementary words  2  rantsana, hazo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa
5  [1.1][rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry
Explanations in English  6  [1.2][rantsan-kazo] The branch of a tree.
Explanations in French  7  [1.196] branches d'un arbre
Examples  8  ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
9  Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Vocabulary  10  Botany: (in general)
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2024/12/07