|
|
|
|

Entry1  rantsankazo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa
4  [1.1][rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry
Explanations in English  5  [1.2][rantsan-kazo] The branch of a tree.
Explanations in French  6  [1.196] branches d'un arbre
Examples  7  [2.59] ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro.
8  [2.245] Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy.
Vocabulary  9  Botany: (in general)
Elementary words  10  rantsana, hazo
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2024/12/07