Entry | 1 hoditra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. |
Explanations in English |
4 [1.7] skin, hide, bark |
Explanations in French |
5 [1.3#257, 1.8] peau, écorce, cosse 6 [1.3#257] cuir, enveloppe, pellicule figuré: teinte, couleur de la peau humaine 7 [1.196] L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. |
Examples |
8 Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. [1.436#] 9 Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. [1.357#] |
Vocabulary |
10 Biology 11 Zoology: (in general) 12 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 63 Proverbs containing the word hoditra |
Updated on 2025/01/21 |