|
|
|
|

Entry1  mampihoron-koditra
Part of speech  2  locution
Explanations in French  3  [3.1] donner la chair de poule
Examples  4  [2.895] Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra.
5  [2.471] Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina.
6  [2.285] Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo?
Elementary words  7  mampihoro, hoditra

Updated on 2025/02/08