|
|
|
|

Entry (1/2)1  manoditra
Root  2  hoditra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [mañoditra] mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty) [Tanala] [1.78]
5  manala hoditra, mamaofy [Tanosy] [1.78]
6  Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby
7  Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato
8  Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra
9  Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona [1.1]
Explanations in English  10  to skin, to peel [1.7]
Explanations in French  11  écorcher, éplucher [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Entry (2/2)16  manoditra
Root  17  toditra
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka [1.1]
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :

Anagrams  24  amandroty, itandroam, manoditra

Updated on 2023/01/20