|
|
|
|

Entry1  zarazara hoditra
Elementary words  2  zarazara, hoditra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa
Explanations in English  5  [1.7] light brown-skinned
Explanations in French  6  [1.8] qui a la peau brun clair
Examples  7  Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo. [1.436#]
8  bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. [2.285#]
9  Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. [2.332#]

Updated on 2024/12/07