|
|
|
|

Entry1  zarazara hoditra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa
Explanations in English  4  [1.7] light brown-skinned
Explanations in French  5  [1.8] qui a la peau brun clair
Examples  6  [1.436#] Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo.
7  [2.285#] bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra.
8  [2.332#] Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty.
Elementary words  9  zarazara, hoditra

Updated on 2024/12/07