|
|
|
|

Entry1  mangidy hoditra
Elementary words  2  mangidy, hoditra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina [1.1]
Explanations in English  5  unpopular [1.7]
Explanations in French  6  impopulaire [1.8]
Antonyms  7  mamyhoditra

Updated on 2023/06/17