|
|
|
|

Entry (1/4)1  mangidy
Root  2  ngidy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Mangidy ny kininina ka tsy tian' ny zaza
Masiaka: Mangidy ny sakay
Mampahory izaitsizy, mampangirifiry
Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay
Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy ny halafon' ny hena ankehitriny izany
Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: Mangidy io Rangahy io raha hampianatra
Mafy, manindrona: Mangidy izany teny izany, hoy ny olona nihaino ny tenin' ny manampahefana
Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy velona iny; tsy hanome eranambatry anao iny na hiofo aza ny angidina
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] bitter
Explanations in French  6  [1.8] amer
Examples  7  Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy. [2.472]
Analogs  8  mafaitra, mangeroka, hentona, monta, mangananganana, mangidy toy ny tangena, mangidy ohatra ny vahona
Compound words 
Phytonyms 
Titles  22  Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François)
Proverbs  23  Proverbs containing the word mangidy

Entry (2/4)24  mangidy
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  [1.78] [Taisaka] saro-tongavina
Explanations in English  27  [1.7] expensive
Explanations in French  28  [1.8] qui coûte cher

Entry (3/4)29  mangidy
Root  30  hidy
Part of speech  31  adjective
Explanations in Malagasy  32  [1.78] [Taisaka] mangidihidy
Explanations in French  33  [1.405] [Sakalava-Mayotte] qui démange, qui donne envie de se gratter

Entry (4/4)34  mangidy
Part of speech  35  noun
Explanations in French  36  [1.196] (de ngidy : amertume, goût amer). Nom des arbres dont les écorces sont particulièrement amères. Notamment : Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Physenaceae) réf. Humbert 13.899. D'après G. Cours, on attribue à ces écorces des propriétés calmantes, sédatives. Écrasées fraîches, on en frotte la peau pour empêcher les sangsues aériennes de s'y fixer. [Sihanaka]
37  [Betsimisaraka]
Vocabulary  38  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Anagrams  40  adingim, diminga, mangidy

Updated on 2025/02/02