|
|
|
|

Entry1  manao mangidy tsy andramana
Elementary words  2  manao, mangidy, tsy, andramana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny

Updated on 2024/12/07