|
|
|
|

Entry1  andramana
Root  2  andrana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [Betsimisaraka] [1.78]
5  Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka
6  Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1]
Explanations in English  7  to be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word andramana

Updated on 2023/01/20