Entry | 1 andramana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony 4 [1.1] Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! |
Explanations in English |
5 [1.2] to be tasted, to be commenced, to be tried. |
Root | 6 andrana |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word andramana |
Anagrams | 13 anandrama, andramana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |