Entry (1/3) | 1 hidy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 fefy [Sihanaka]
[1.78] 9 Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana 10 Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1] |
Explanations in English |
11 a closure, a lock [1.7] |
Explanations in French |
12 serrure [1.8, 1.5.mg#144] 13 fermeture [1.8, 1.5.mg#144] |
Examples |
14 Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470#] 15 Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#] |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word hidy |
Article |
21 Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 22 hidy |
Part of speech | 23 noun |
Vocabulary |
24 Botany: tree |
Explanations in French |
25 appellation botanique: Delonix leucantha [2.612] |
Synonyms | 26 alamboronala, boy, fengoka |
Entry (3/3) | 27 hidy |
Part of speech | 28 noun |
Vocabulary |
29 Health |
Explanations in Malagasy |
30 hidihidy [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 31 Dihy, dihy, hidy |
Updated on 2023/07/20 |