Entry | 1 mahidy |
Root | 2 hidy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) 5 [1.1] Mitsitsy tafahoatra; mahihitra |
Explanations in French |
6 [1.3] avare, parcimonieux |
Examples |
7 mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245] |
Analogs | 8 kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihirim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody |
Anagrams | 9 ahidim, haidim, hamidy, hidiam, hidima, mahidy, mihady |
Updated on 2023/01/20 |