|
|
|
|

Entry1  kahihitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
Explanations in English  4  [1.2] a confirmed penurious person
5  [1.7] stingy, avaricious
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] ladre, sordide d'avarice
7  [1.3] lĂ©sineux
8  [1.8] avare
Examples  9  [1.38] Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny;
10  [2.996] Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy.
Root  11  hihitra
Synonyms  12  mahihitra
Analogs  13  mahihitra, mahidy, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona
Proverbs  14  Proverbs containing the word kahihitra

Updated on 2024/12/11