Entry | 1 mahihitra |
Root | 2 hihitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola 5 jereo mahidy [1.1] |
Explanations in English |
6 stingy, avaricious [1.7] |
Explanations in French |
7 avare [1.3, 1.8] 8 parcimonieux [1.3] 9 ladre, sordide d'avarice [1.8] |
Examples |
10 Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558] 11 Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293] |
Synonyms | 12 kahihitra |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mahihitra |
Anagrams | 14 hamahitry, hamihitra, hihiratam, hitariham, hitraiham, mahihitra, mihahatry |
Updated on 2023/01/20 |