|
|
|
|

Entry1  hidiana
Root  2  hidy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
(zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany
Explanations in English  5  [1.7] to be closed, to be locked
Explanations in French  6  [1.8] qu'on ferme à clé ou avec une barre
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21