Entry | 1 hidiana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany? (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany |
Explanations in English |
4 [1.7] to be closed, to be locked |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on ferme à clé ou avec une barre |
Root | 6 hidy |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahadiny, dahinay, hadiany, hadinay, haidina, hanidia, hiadian, hiadina, hidiana, idaniha, idinaha, ihadian, nihadia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |