|
|
|
|

Entry (1/2)1  manidy
Root  2  hidy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory
Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any
Explanations in French  5  [1.3#244] fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage
Examples  6  ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano; [2.654#]
7  Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra. [2.499#]
8  Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana. [2.4#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mañidy
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Taisaka] mampiseho ny andrianify

Anagrams  16  adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, manidy, mañidy, midani, midìna, midina, minday, naidim, namidy, nidima

Updated on 2023/01/20