Entry | 1 fanalahidy |
Elementary words | 2 fanala, hidy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana |
Explanations in English |
5 [1.2] [hidy, a lock.] a key. See lakile. 6 [1.7] a key |
Explanations in French |
7 [1.8] la clé d'une serrure 8 [1.13] clé, clef |
Examples |
9 ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [2.472#] 10 Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#] 11 Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4#] |
Analogs | 12 fanalagadra, lakile |
Article |
13 Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |