Entry | 1 mihidy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe |
Explanations in English |
4 [1.7] to be locked |
Explanations in French |
5 [1.8] être fermé à clé, être fermé |
Examples |
6 [2.471] Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy 7 [2.472] Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. |
Root | 8 hidy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mihidy |
Anagrams | 17 hidimy, midihy, mihidy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |