|
|
|
|

Entry1  voahidy
Root  2  hidy
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé) [1.3#244]
Examples  6  Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra. [1.369#]
7  Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [2.895#92]
Synonyms  8  hinidy
Proverbs  9  Proverbs containing the word voahidy

Updated on 2023/01/20